Fisorohana ny fiakaran'ny rano: nodiovina ny lakandrano eto an-dRenivohitra
Efa hita taratra ny ezaka natao, amin'ny fiatrehana ny fahavaratra. Mitohy hatrany ny fanadiovana ataon'ny Himo sy ny RF2, miaraka amin'ny CUA. Miisa 12 ireo fokontany nanaovana fanadiovana ka anisan'izany ny manodidina ny Valée de l'Est eny Besarety. Maherin'ny 100 ireo manadio lakandrano...